Ny firaisam-pinoana

Paska

Fetim-pirenena

Fitsangatsanganana

Teny Vakiana

Takila hafa

 

Pejy Fiarahabana

Vaovao!  Aza adino ny mitsidika ny pejy Fitsangatsanganana!

FIARAHA-MIVAVAKA IRAISAM-PINOAN' 

ny KRISTIANA MALAGASY 

WASHINGTON D.C sy ny MANODIDINA 

 

�Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany zatra tsy miangona; mifampirisiha kosa isika, mainka fa hitanareo mihantomotra ilay andro hiavian�ny Tompo.� (Hebreo 10:25)

Miverena mitsidika matetika !

 

Ny komity mikarakara ny fiaraha-mivavaka amin' ity taona 2001 ity dia faly mampandre sy manasa anao ho tonga amin' ireto fotoana voalaza manaraka ireto hiara-hidera sy hanome voninahitra an' Andriamanitra.

 

  • Paska: Alahady 15 Aprily tamin'ny 3:30 hariva tao amin'ny fiangonana Wesley Theological Seminary, 4500 Massachusetts Avenue NW, Washington DC.

  • Fetim-pirenena: Alahady 17 Jona tamin'ny 3:30 hariva tao amin'ny fiangonana Wesley Theological Seminary, 4500 Massachusetts Avenue NW, Washington DC.

  • Fitsangatsaganana: Asabotsy 29 Septambra ao amin�ny Lake Fairfax Park, 1400 Lake Fairfax Drive, Reston, Virginia. Ny fotoana dia hiatomboka ny maraina ka mandra-pilentiky ny masoandro �na mainandro na manorana� hoy ny fiteny.

  • Noely: Alatsinainy 24 Desambra. 

Last updated 09/12/01 by Komity2001
Hosted by www.Geocities.ws

1