Mpitoriteny Nasionaly amin'ny Fiangonana Protestanta Malagasy aty Andafy
Pasteur Emma RANDRIANANDRASANA
Miakanjo fotsy i Pasteur Emma RANDRIANANDRASANA amin'ny sary : Mpitandrin'ny Fiangonana Port-Royal Arago izy no Mpampianatry ny Sekolin'ny Mpitoriteny. Raha ny hazo no vanon-ko lakana, ny tany naniriana no tsara.