Faran'ity takila ity

TONGASOA eto amin'ity takila fanakalozan-kevitra ity.
Izaho dia RANAIVOSOLOARIMANANA Albert.

Ity takila ity dia naorina ny faha 02/24/98 tamin'ny 07:52:39.
Tendreo etoa raha te-hamaky ny curriculum vitae-ko.

Izy ity dia naompana ho amin'ny:
  • Pejy vitsivitsy momba ny Astronomia ary ireo teknika ampiasaina amin'izany.
    PEJY VAOVAO !!! VAOVAO !!!!!!!!!
  • "informatique, logiciels na matériels": freeware na shareware.
  • Linux no ampiasaiko amin'ny PC-ko rehefa mivezivezy eran'ny eram-pifandraisan-davitra.
  • Toromarika ho amin'ny : �Fizika Elektronika Aratra, Plasma

  • Miala tsiny fa mbola eo ampanamboarana ity takila ity.

    Afaka mametraka hafatra eto amin'ity adiresy ity [email protected] ianao.
    Miverena ato ho ato raha te hitsidika.

    Novaina farany ny 16/03/98



    Fizika
    Manao post-doc eto amin'ny Anjerimanontolon'ny Orl�ans FRANCE ny tenako.

    Momba ny fandiovana ny rivotra ara-plasma-simia no asa nataoko farany. Aratra mikisaka amin'ny lahinaratra roa na telo no ampiasaina amin'izany. Io fomba io dia fantatra koa amin'ny anarana hoe GlidArc.


    Linux Software

    Ity tapany eto ity dia miaty adiresy vitsisitsy ho an'ireo mampihodina ny PC-ny amin'ny Linux.


    Ny takila fiharabanaFiantombohan'ity takila ity


    This page hosted by Get your own Free Home Page

    Hosted by www.Geocities.ws

    1